Antananarivo · MG / FR

FITAOVANA ELEKTRIKA,VOAFIDY TSARA.

Electric Girl mikaroka vokatra elektrika ilaina (multiprises, chargeurs, jiro sy accessoires) ary manolotra azy aminao amin'ny vidiny ara-drariny, eto Tana.

NY VOKATRA

Izay misy amin'izao fotoana izao.

HIFANDRAY AMINAY

Manorata aminay, mamaly izahay.

Fomba roa hifandraisana aminay. Mamaly amin'ny teny malagasy na frantsay izahay, araka izay tianao.

Fanaterana
3 000 ka hatramin'ny 5 000 Ar arakaraka ny halaviran-dalana
Fandoavana
Mobile money na rehefa tonga
Aiza
Antananarivo, Madagasikara